410 B
410 B
Mahatonga anao ho mpanjaka tsara ve ny fanirianaono hanana takelaka sedera?
DH: "Ny fananana takelaka sedera dia tsy midika fa mpanjaka tsara ianao"
Moa ve tsy nihinana sy nisotro ihany koa ny rainao, fa kosa nanao ny rariny sy fahamarinana?
DH: "Josia mpanjaka dia nanararaotra ny fiainany ... fahamarinana."
Moa ve izany tsy midika ny fahafantarana Ahy?
DH: "Izany ny dikan'ny fahafantarana Ahy."