642 B
642 B
io vahoaka io
DH: "ny vahoakan'i Jerosalema"
ho apetrako manoloana anareo ny lalan'ny fiainana sy ny lalan'ny fahafatesana
Manome safidy ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh izay hamaritra na ho faty na ho velona izy ireo.
mianjera eo amin'ny lohaliny eo anoloan'
DH: "manodidina an'"
nanao fahirano
DH: "nanafika avy eny amin'ny lafiny rehetra"
efa nanandrina ny tavako
DH: "efa resy lahatra ny hanafika"
Handositra hiaraka amin'ny ainy izy
Izay nanodidina an'ireo Babyloniana dia ho tafatsoaka velona, na dia ho very aza ny fananany rehetra.
izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.