Tandremo ny ainareo
DH: "arovy ny ainareo" na "raha manan-danja aminao ny ainao"
Tsy nihaino na nitandrina izy ireo
Ireo teny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy fa ireo olona dia nandà ny hihaino. DH: "nandà ny hihaino" na "nandà ny hankato."