548 B
548 B
Mitovy avokoa izy ireo, ketrina sy adala izy ireo
Ny teny "ketrina" sy "adala" dia mitovy ny heviny ary manamafy ny adalan'ireo olona mpanompo sampy. DH: "tena adala ny tsirairay avy amin'izy ireo."
Tarsisy ... Ofaza
Toerana izay nandredrehana ny volafotsy sy volamena
volamena avy any Ofaza nataon'ireo mpanao asa-tanana
"volamena avy any Ofaza izay nataon'ireo mpanao asa-tanana sy mpanefy"
Ny ankanjon'izy ireo dia lamba manga sy voloparasy
"Nampiakanjon'ireo olona akanjo tsara tarehy ilay sampy"
Mihorohoro
"Mihovitrovitra"