786 B
786 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy niresaka momban'ny vahoakan'i Joda i Jeremia.
Efa nandalo ny fotoam-pijinjana
"tapitra ny fotoam-pijinjana"
Nefa tsy voavonjy isika
Milaza izay notenenin'ny vahoakan'i Joda i Jeremia. Ny teny "isika" dia manondro ny vahoakan'i Joda. DH: "Saingy tsy nanavotra antsika Yaveh"
aratra Aho nohon'ny ratran'ny zanaka vavin'ny vahoakako
Ny teny "aho" dia manondron an'i Jeremia. DH: "Tena tezitra aho satria ny vahoakan'i Joda dia miaina zavatra mahatsiravina."
Tsy misy fanafody ve ao Gileada? Tsy misy mpanasitrana ve ao?
DH: "Misy fanafody ao Gileada! Misy mpanasitrana ao Gileada!"
Nahoana no tsy hitranga ny fanasitranana ny vahoakako?
DH: "Saingy manana ratra ara-panahy izay tsy sitran'ny fanafody sy dokotera ny oloko