372 B
372 B
efa napetrako eo am-bavanao ny teniko
DH: "nanome anao ny hafatro izay ho lazainao amin'ny vahoaka."
hanongotra
misintona ilay hazo hiala amin'ny tany, mifanohitra amin'ny mamboly "hazo"
handrodana
mifanohitra amin'ny "manangana"
handringana sy handrava
Nampiasa ireo teny izay saika mitovy ny dikany ireo i Jeremia mba ampisehoana fa hitranga tokoa izany.