397 B
397 B
nalevina tao Betlehema
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nalevin'izy ireo tao Betlehema izy"
Elona
Anaran-dehilahy izany.
Zebolonita
olona avy amin'ny fokon'i Zebolona
Aialona
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 1:34 ny anaran'izany toerana izany.
nalevina tao Aialona
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nalevin'izy ireo tao Aialona izy"