12 lines
638 B
Markdown
12 lines
638 B
Markdown
# Ibzana avy ao Betlehema
|
|
|
|
Izany dia anarana lehilahy iray avy ao Betlehema.
|
|
|
|
# Nahafoy zanaka vavy telo-polo hampakarina izy
|
|
|
|
Eto ny hoe "Nahafoy... hampakarina" dia fomba fiteny izay midika hoe "navelany hanambady ireo zanany vavy." DH: "Nanana zanaka vavy telopolo izy ary samy notolorana vady izy ireo"
|
|
|
|
# nitondra ireo zanaka vavy telopolon'ny lehilahy hafa avy any ivelany ho an'ny zanany lahy izy
|
|
|
|
Ny fomba fiteny hoe "nitondra azy ireo avy any ivelany" dia midika fa nanana vehivavy avy any amin'ny foko hafa ho vadin'ireo zanany izy. DH:"Nanolotra zanaka vavy telopolon'ny lehilahy hafa avy any ivelany ho an'ny zanany lahy izy"
|