plt_tn/jdg/06/16.md

12 lines
291 B
Markdown

# Homba anao Aho
Eto ny hoe "homba anao" dia fomba fiteny izay midika fa hanampy sy hitahy an'i Gideona i Yaveh.
# tahaka ny olona iray
Afaka azavaina amin'y fomba hafa izany. DH: "ho mora tahaka ny miady amin'ny olona iray"
# hametraka izany eo anoloanao
"hametraka izany eo alohanao"