320 B
320 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ihany ny hiran'i Debora sy Baraka.
Henoy ny feon'ireo izay
Eto ny hoe "feo" dia misilo tena ny vahoaka mihira. DH: "Henoy ireo"
nidina teo amin'ny vavahadin'ny tanàna
Eto ny hoe "vavahady" dia ilay tanàna manontolo. DH: "niverina tany an-tanànan'izy ireo"