702 B
702 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mamarana miteny Yaveh.
Hivoaka izy ireo
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny olona, ireo Israelita mahatoky ary ireo vahiny, izay tonga mba hanompo an'i Yaveh.
ny kankana...ary ny afo
Ireo teny roa ireo dia samy manoritsoritra hevitra iray ihany ary manindry ny fanasazian'i Yaveh.
ny kankana izay mihinana azy ireo
Ny kankana dia manondro ny horohoron'ny fahalovana izay sazin'i Yaveh ho an'ny ratsy fanahy.
ny afo izay mandevona azy ireo
Ny afo ihany koa dia manambara ny fanasazian'i Yaveh.
tsy ho faty
DH: "hirehitra mandrakizay"
ny nofo rehetra
Io fiteny io dia manambara ny zava-boary manan'aina rehetra izay navotana tsy ho faty.