323 B
323 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka momba an'i Jerosalema toy ny hoe reny Yaveh. (Jereo: 66:7)
Moa ve mitondra zaza amin'ny fahavononan'ny fahaterahana Aho...teraka?
Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanindriana fa hahatanteraka ireo fampanantenany tamin'ny vahoakan'i Jerosalema Izy.