374 B
374 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka momba ny vahoakany mahatoky Yaveh.
fa tahaka ny andron'ny hazo maniry no ho andron'ny vahoakako
Ny "andro" dia manondro ny androm-piainana. DH: "fa hiaina ela tahaka ny hiainan'ny hazo ny oloko"
fa ho tahaka ny andron'ny hazo maniry ny andron'ny vahoakako
DH: "zanak'ireo izay notahian'i Yaveh izy ireo"