414 B
414 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
tsy hakatona na andro na alina ireo
Eto ny hoe "andro" sy "alina" dia midika hoe "ny fotoana rehetra". DH: "tsy misy olona hanakatona ireo mihitsy"
mba hitondrana ny haren'ireo firenena, mbamin'ireo mpanjakany tarihina
DH: "mba hitondra ny haren'izy ireo, mbamin'ny mpanjakan'izy ireo ny vahoakan'ireo firenena"