806 B
806 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia. Mbola manohy ny sarinteny momba ny "fahazavana" ihany izy. (Jereo: 60:1)
Fa handrakotra ny tany ny aizina, ary ireo firenena ny aizim-pito
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary nakambana mba hanindriana. Ireo dia manondro ny "aizina ara-panahy." Io dia midika fa hahafantatra an'i Yaveh na ny fomba hankasitrahany azy ny firenena hafa rehetra. Io dia sarinteny hilazana ny fitsarana avy amin'Andriamanitra.
nefa hisandratra eo aminao Yaveh
Io dia midika fa ny fahazavan'ny fanatrehan'Andriamanitra dia hiseho amin'ny vahoakan'Israely, ary haneho ny lalana tokony handehanan'izy ireo izany.
ka ho hita eo aminao ny voninahiny
DH: "ary hahita ny voninahiny eo aminao ny vahoakan'ireo firenena"