496 B
496 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka Isaia.
ny helokay maro
Eto ny hoe "-nay" dia manondro an'i Isaia sy ny vahoakan'Israely.
eo anoloanao
Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'i Yaveh.
ny fahotanay no miampanga anay
Manoritsoritra ny fahotana toy ny hoe olona izay mandeha eo anoloan'Andriamanitra Isaia mba hanambarana fa meloka ny olona.
ny helokay dia eo aminay
Ny hoe "eo aminay" dia manambara ny hoe mahafantatra ireo. DH: "satria fantatray ny helokay"