485 B
485 B
Indro
"Tokony ho fantatrao!" Milaza ny vahoaka mba hihaino Yaveh.
ny tanan'i Yaveh tsy fohy akory
Ny "tanana" dia manambara hery sy fahafahana. Ny hoe tanana "fohy" dia hoe tsy manana hery sy fahafahana. DH: "Tena afaka tokoa Yaveh"
anareo
Io dia manondro ny vahoakan'Israely ho antoko iray.
ny fahotanareo no nahatonga Azy hanafina ny tavany aminareo sy tsy hihaino anareo
Ny "tava" dia manambara ny hoe eo ary mijery. DH: "nahatonga Azy hiala aminareo ny fahotanareo"