603 B
603 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
ny lalany
"ny lalan'izy ireo". Eto ny hoe "-ny" dia manondro ny vahoakan'Israely.
hampahery sy hampionona ireo izay misaona azy
"Hampitony ireo izay malahelo noho ny fijalian'ny olona nohon'ny fitondran-tena feno fahotan'izy ireo Aho"
foroniko ny vokatr'ireo molony
Eto ny "vokatr'ireo molotra" dia manondro ny olona izay miteny. DH: "ary hataoko midera sy misaotra Ahy izy ireo"
Fiadanana, fiadanana, ho an'ireo izay lavitra
"Nihavana tamin'ireo izay lavitra Aho." Ny teny hoe "fiadanana" dia naverina mba hanindriana.