442 B
442 B
fa akaiky ny famonjeko, ary efa haseho ny fahamarinako
DH: "Hanavotra anareo sy haneho anareo tsy ho ela Aho fa marina Aho"
sy mihazona mafy izany
Eto ny hoe "mihazona mafy izany" dia fomba fiteny izay midika hoe mbola manohy mitandrin-javatra. DH: "izay mitandrina lalandava ny hanao izany"
mifehy ny tanany amin'ny fanaovan-dratsy
Eto ny "tanana" dia manondro ny asan'ny olona na ny fitondran-tenany. DH: "aza manao zava-dratsy"