676 B
676 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.
Tsy misy fitaovam-piadiana izay voaforona hanohitra anareo ka haharesy
Ireo fahavalo tsy mahomby amin'ny fanoherana ny vahoakan'i Yaveh dia resahina toy ny hoe tsy hahomby amin'ny vahoakan'i Yaveh ny fitaovam-piadian'izy ireo. DH: "Mety hanamboatra fitaovam-piadiana mba hanafihana anareo ireo fahavalo nefa tsy handresy anareo izy ireo"
Izany no lovan'ireo mpanompon'i Yaveh
Ny valisoa izay homen'i Yaveh ireo izay manompo Azy dia resahina toy ny hoe zavatra izay ho lovain'izy ireo ny valisoa.
izany no fanambaran'i Yaveh
DH: "izany no ambarako, dia Izaho Yaveh"