1.1 KiB
ny tondra-dranon'i Noa
Io dia manondro ny safo-drano izay nataon'i Yaveh nandritra ny fotoan'i Noa.
Na hianjera aza ireo tendrombohitra na koa hiozongozona aza ireo havoana, ny fitiavako tsy miova
Manoritsoritra ny fepetra misy petra-kevitra Yaveh mba hanazavana izay hitranga na dia ho tojo ireo fepetra ireo aza. DH: "Na dia hianjera aza ireo tendrombohitra ary hiozongozona ireo havoana, ny fitiavako tsy miova"
hiozongozona aza ireo havoana
DH: "mety hiozongozona ireo havoana"
ny fitiavako tsy miova kosa dia tsy hiodina aminareo
Yaveh mbola mitia ny vahoakany hatrany dia resahina toy ny hoe tsy hiala amin'ny vahoakany ny fitiavany. DH: "Tsy hitsahatra ny hitia anareo Aho"
na ny fanekem-pihavanana ho voaozongozona
Yaveh tsy nanafoana ny fanekeny tamin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe zavatra izay azo ahozongozona ny fanekeny. DH: "ary tsy hamafa ny fanekem-pihavanana Aho" na "ary hanome fiadanana anareo araka izany nampanantenaiko tao amin'ny fanekeko tokoa Aho"
hoy Yaveh, izay mamindra fo anareo
DH: "izany dia Izaho, Yaveh, izay mamindra fo, no milaza" (UDB)