12 lines
432 B
Markdown
12 lines
432 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
|
|
|
# izay lavitry ny fanaovana ny mahitsy
|
|
|
|
Ny olona mafy loha ka manao zavatra diso dia resahin'i Yaveh toy ny hoe lavitra azy ireo ara-batana ny manao ny mahitsy.
|
|
|
|
# tsy miandry ny famonjeko
|
|
|
|
Ny famonjena ny vahoakany tsy ho ela dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona izay tsy miandry ny famonjeny. DH: "Tsy hiandry ny hamonjena anareo Aho"
|