467 B
467 B
Ny fidiram-bolan'i Egypta sy ny entam-barotr'i Etiopia mbamin'ireo Sabeana, izay olona lava ranjanana, dia ho entina eo aminao
DH: "Ny olon'i Egypta, Etiopia, ary ireo olon'i Seba lava ranjanana, dia hitondra eo aminao ny fidiram-bolan'izy ireo sy ny entam-barotr'izy ireo"
Ny fidiram-bolan'i Egypta
"Ny tombony izay azon'i Egypta"
Sabeana
Ireo dia olona avy amin'ny firenen'i Seba.
eo aminao
Eto ny hoe "aminao" dia manondro ny vahoakan'i Jerosalema.