433 B
433 B
Hanome voninahitra Ahy ny bibidia an-tsaha, ireo amboadia sy ireo ostritsa
Eto dia manome voninahitra an'i Yaveh toy ny hoe olona ireo biby.
ireo amboahaolo sy ireo ostritsa
Ireo dia ohatra amin'ireo karazam-biby izay hanome voninahitra an'i Yaveh. Jereo ny nandikanao ireo anaram-biby ireo tao amin'ny 13:21. Ny teny tsy ao dia afaka ampiana mba hampazava kokoa. DH: "hanome voninahitra Ahy ireo amboahaolo sy ireo ostritsa"