969 B
969 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
Rehefa mandeha mamakivaky ny rano ianareo...handrava anareo ny lelafo
Ny fandalovana fijaliana sy fotoan-tsarotra dia resahin'i Yaveh toy ny hoe rano lalina sy afo izay andehanan'ny olona izany. Ny teny hoe "rano" sy "afo" dia sarinteny ary manindry izay mety ho tranga sarotra.
Rehefa mandeha mamakivaky ny rano ianareo, dia ho eo aminareo Aho; ary amin'ireo renirano, dia tsy hanafotra anareo ireny
Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry fa tsy hiaina zava-dratsy ny vahoaka satria momba azy ireo Yaveh.
tsy ho may
DH: "tsy handoro anareo izany"
Nomeko ho toy ny vidim-panavotanareo i Egypta, ary takalonareo i Etiopia sy Seba
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary manindry fa hamela ny fahavalon'ny Israely handresy ireo firenena fa tsy Israely Yaveh.
Seba
Io dia anarana firenena.