609 B
609 B
Amin'iza izany no hampitahanareo an'Andriamanitra? Sampy iza no hanoharanareo Azy?
Mampiasa ireo fanontaniana roa mitovy ireo Isaia mba hanindriana fa tsy misy sampy izay azo ampitahaina amin'Andriamanitra. DH: "Tsy misy azo ampitahaina amin'Andriamanitra. Tsy misy sampy izay azo ampitahaina Aminy."
-nareo
Io dia manondro ny vahoakan'Andriamanitra rehetra.
Namolavola izany ny mpanao asa-tanana: ny mpanefy volamena dia nanao takela-bolamena sy nanefy rojo volafotsy ho an'izany
"Ny mpiasa mahay mamolavola izany, ny hafa mandrakotra izany amin'ny volamena, ary manao rojo volafotsy ho an'izany"