1.0 KiB
Hampaherezo, hampaherezo
Ny teny hoe "hampaherezo" dia naverina mba hanindriana.
hoy ny Andriamanitrareo
Eto ny hoe "-nareo" dia manondro ireo izay nolazain'ny mpaminany mba hankaherezin'ny vahoakan'Andriamanitra.
Miresaha mora amin'i Jerosalema
Miresaka an'i Jerosalema toy ny hoe vehivavy izay navelan'i Yaveh heloka ny mpaminany. Tahaka ity, dia manambara ny vahoaka izay monina ao amin'izany tanàna izany i Jerosalema. DH: "Miresaha mora amin'ny vahoakan'i Jerosalema"
ambarao aminy...ny adiny...ny helony...nandray...ny fahotany...izy
Ny mpisolotena dia manondro an'i Jerosalema fa mety miova raha atao dikanteny ny "vahoakan'i Jerosalema". DH: "ambarao amin'izy ireo...ny adin'izy ireo...ny helok'izy ireo...nandray...ny fahotan'izy ireo...izy ireo"
ny adiny
Ireo mety ho heviny dia ny teny hoe "ady" dia manondro 1) ny adin'ny miaramila na 2) ny asa an-terivozona.
voavela ny helony
DH: "Namela ny helony Yaveh"
teny an-tanan'i Yaveh
Eto ny teny hoe "tanana" dia manambara an'i Yaveh mihitsy. DH: "avy amin'i Yaveh"