558 B
558 B
hidera ny anaranao
Eto ny hoe "anarana" dia manambara an'i Yaveh. DH: "hidera Anao"
zavatra nomanina efa ela
DH: "ireo zavatra izay nomaninao efa ela"
am-pahatokisana tanteraka
Ny anarana hoe "fahatokisana" dia afaka ambara amin'ny hoe "mahatoky". DH: "satria mahatoky tanteraka Ianao"
tanàna
Tsy manondro tanàna iray io. Fa midika tanàna amin'ny ankapobeny.
fiarovana mafin'ireo vahiny
"fiarovana mafy izay an'ireo vahiny"
ny tanànan'ireo firenena masiaka
Eto ny "tanàna" na ''firenena" dia manambara ny olona izay mipetraka ao.