513 B
513 B
Jereo ny tanin'ireo Kaldeana
"Kaldeana" dia anarana hafa ilazana ny Babyloniana. DH: "Jero ny nanjo ny tanin'ny Babyloniana" na "Jereo ny nankjo an'i Babylona"
ireo tilikambony
Nanangana tilikambo na tovon-tany mba hanafihana ny mandan'ny tanàna iray ireo miaramila.
Midradradradrà, ianareo ry sambon'i Tarsisy
Eto ny "sambo" dia ilazana ireo olona ao anaty sambo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny ao amin'ny 23:1.
fa efa noravana ny fialofanareo
DH: "fa noravan'ny fahavalo ny fialofanareo"