24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ity no manohy ny faminaniana momba ny vahoakan'i Moaba. Faritan'Andriamanitra toy ny hoe mitranga izao ireo tranga izay hiseho amin'ny ho avy. Ny andininy voalohany dia mety izay ambaran'Andriamanitra momba ireo mpanapak'i Moaba sy izay hifampilazan'izy ireo. Jereo ny (15:1)
|
|
|
|
# Andefaso ondrilahy ny mpanapaky ny tany
|
|
|
|
Handefa ondrilahy any amin'ny mpanapak'i Joda ireo Moabita mba hiarovan'izany azy ireo amin'ny tafika fahavalo.
|
|
|
|
# Sela
|
|
|
|
Anaran-tanàna io.
|
|
|
|
# zanaka vavin'i Ziona
|
|
|
|
Ny "zanaka vavin'ny" tanàna dia ilazana ny vahoakan'ilay tanàna. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny ao amin'ny 1:7. DH: "ny vahoakan'i Ziona" na "ny olona izany monina any Ziona"
|
|
|
|
# Tahaka ireo vorona mpirenireny, tahaka ny akany miparitaka, dia toy izany ireo vehivavin'i Moaba any amin'ny rivon'ny reniranon'i Arnona
|
|
|
|
Ny vahoakan'i Moaba rehetra, isan'izany ny vehivavy, dia voatery handositra hiala amin'ny fonenany. DH: "Tahaka ny vorona tsy manam-ponenana, dia handositra any hiampitan'ny renirano ho any amin'ny tany hafa ireo vehivavy"
|
|
|
|
# Tahaka ireo vorona mpirenireny, tahaka ny akany miparitaka
|
|
|
|
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo.
|