856 B
856 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Faritana eto ny fanaovan'ireo manam-pahefana tetika. Ny hatezeran'izy ireo no manosika azy hamono ny mpanjaka.
Fa amin'ny fo toy ny lafaoro
Midika izany fa tahaka ny firehitry ny afo ao am-patana, no fanirian'ireo olona ireo mafy any anatiny.
Mirehitra ... ny fahatezeran'izy ireo
Ny teny hoe "mirehitra" dia midika hoe misy zavatra mirehitra tsimoramora tsy misy lela afo. DH: "Mitombo tsimoramora ny hatezerany"
mirehitra toy ny afo midedadeda izany
Ny haben'ny fahatezeran'izy ireo dia resahina toy ny hoe afo mahamay tokoa. DH: "miha-henjana tokoa izany"
Izy rehetra dia mafana tahaka ny lafaoro
Io dia mampitaha ny hatezeran'izy ireo amin'ny hafanana avy amin'ny lafaoro.
mandrapaka ireo izay manapaka eo amin'izy ireo
Toa midika izany fa mamono ny mpanjaka ireo manam-pahefan'ny fitsarana.