plt_tn/heb/12/22.md

1.3 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny lehilahy Abela no zanaka voalohan'ny lehilahy sy vehivavy voalohany, Adama sy Eva. Kaina, ihany koa dia zanany, novonoin'i Abela.

tendrombohitra Ziona

Ny mpanoratra dia miresaka ny tendrombohitr'i Ziona, ny tempoly tendrombohitra any Jerosalema, toy ny hoe lanitra, fonenan' Andriamanitra.

anjely an'alinalina

"anjely tsy hita isa"

voalohan-teraka

Ity dia miresaka ireo mpino ao amin'i Kristy toy ny hoe zanaka voalohany izy ireo. Izany dia manamafy ny toeran'izy ireo manokana sy tombotsoa amin'ny maha-olon'Andriamanitra.

voasoratra anarana any an-danitra

"izay voasoratra any an-danitra ny anarany." DH: "Ireo nosoratan'Andriamanitra any an-danitra ny anarany"

ilay mpanalalana ny fanekena vaovao

Ity dia midika fa Jesosy no nahatonga ny fanekena vaovao teo amin'Andriamanitra sy ny olombelona. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 9:13.

izay natao tonga lafatra

DH: "Ireo izay nataon'Andriamanitra tonga lafatra"

rà latsaka izay tsara kokoa noho ny ràn'i Abela.

Ny ràn'i Jesosy sy ny ràn'ny Abela dia samy resahina toy ny hoe olona roa izay nantsoina. DH: "ny rà latsak'i Jesosy izay milaza zavatra tsara kokoa noho ny ràn'i Abela"

Eto ny "rà" dia maneho ny fahafatesan'i Jesosy, toy ny ràn'i Abela maneho ny fahafatesany.