441 B
441 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny tenin'i Kristy tamin'izy teto an-tany dia nambara mialoha tato amin'ity teny nindramina avy ao amin'ny Salamo nataon'i Davida ity.
nirianareo
Eto ny hoe "nirianareo" dia maneho an' an'Andriamanitra.
Ary hoy aho hoe
Eto ny "Aho" dia maneho an'i Kristy.
araka izay voasoratra momba Ahy ao amin'ny Soratra Masina
DH: "araka ny nosoratan'ireo mpaminany momba Ahy ao amin'ny Soratra Masina"