1.1 KiB
Amin'ny lafiny iray
Ity fehezanteny ity dia manomboka fampitahana an'i Mosesy sy Kristy.
ao an-tranon'Andriamanitra iray manontolo
Ny olona Hebreo izay nanehon'Andriamanitra ny tenany dia resahina toy ny hoe trano ara-bakiteny izy ireo. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 3:1
Izy no vavolombelona momba ireo zavatra
Ity fehezanteny ity dia mety maneho ireo asan'i Mosesy rehetra. DH: "Ny fiainan'i Mosesy sy ny asany milaza ireo zavatra"
tokony efa nolazaina amin'ny ho avy
DH: "Jesosy dia te-hiteny ny amin'ny ho avy"
Zanaka
Ity dia fiantsoana lehibe an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.
miandraikitra ny tranon'Andriamanitra
Ity dia miresaka momban'ireo olon'Andriamanitra toy ny hoe trano ara-bakiteny izy ireo. DH: "izay manapaka eo amin'ireo olon'Andriamanitra"
Isika no tranony
Ity dia miresaka ny olon'Andriamanitra toy ny hoe trano ara-bakiteny izy ireo. DH: "Isika dia olon'Andriamanitra"
raha toa ka mihazona mafy ny herim-po sy ny fahatokiantsika isika.
DH: "raha mitohy ho mahery fo isika sy manantena an'Andriamanitra am-pifaliana fa hanao izay zavatra nampanantenainy Izy"