44 lines
1.5 KiB
Markdown
44 lines
1.5 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Ny mpanoratra dia mampatsiahy ireo mpino Hebreo ireo fa Kristy dia lasa ambany noho ireo anjely rehefa tonga teto an-tany Izy mba hijaly amin'ny fahafatesana ho famelana ireo heloka, ary lasa mpisoronabe be famindram-po ho an'ireo mpino.
|
|
|
|
# isika mahita ilay iray
|
|
|
|
"fantatsika fa misy iray"
|
|
|
|
# izay natao ambany
|
|
|
|
DH: "Izay nataon'Andriamanitra"
|
|
|
|
# ambany noho ireo anjely ... nosatrohina satro-boninahitra tamin'ny voninahitra sy dera
|
|
|
|
Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 2:7 ireo.
|
|
|
|
# nosatrohina satro-boninahitra
|
|
|
|
DH: "Andriamanitra nanome satro-boninahitra Azy"
|
|
|
|
# nanandramany ny fahafatesana
|
|
|
|
Ny fiainana ny fahafatesana dia resahina toy ny hoe sakafo izay nandramana. DH: "niaina ny fahafatesana" na "maty"
|
|
|
|
# ho an'ny olona rehetra
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "olona" dia midika ny olona rehetra amin'ny ankapobeny, na lahy na vavy.
|
|
|
|
# hitondra zanaka maro ho any amin'ny voninahitra
|
|
|
|
Ny faomezana ny voninahitra dia resahina toy ny hoe toerana afaka hitondrana ireo olona. DH: "hamonjy zanaka maro"
|
|
|
|
# zanaka maro
|
|
|
|
Eto ity dia maneho ireo mpino ao amin'i Kristy, na lahy na vavy. DH: "mpino maro"
|
|
|
|
# ny mpitarika ny famonjena azy ireo
|
|
|
|
Ny mpanoratra dia miresaka ny famonjena toy ny hoe toerana izay hitondran'i Jesosy azy ireo. Izany dia midika fa Jesosy no olona niasa voalohany mba hamonjena ireo hafa. DH: "ilay iray izay mamonjy ny olona hafa"
|
|
|
|
# ho feno
|
|
|
|
Ny tonga matotra sy voahofana tanteraka dia resahina toy ny hoe nisy olona nofenoina, mety hoe feno amin'ny faritra rehetra amin'ny vatany.
|