735 B
735 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nanohy fanoritsoritana ny fahitany amin'ny Yaveh i Habakoka.
Nandrefy ny tany
Mety midika hoe 1) nohadihadiana teny rehetra teny mba hambaboana azy mialohan'ny hitsinjarana izany any amin'ny governora izy na 2) nataony maina izy.
Tendrombohitra maharitra mandrakizay ... havoana tsy manam-pahataperana
"Tendrombohitra izay efa nisy tany am-piandohan'ny fotoana ... Havoana izay misy hatramin'ny fiafaran'ny fotoana." Raha tsy misy fahasamihafany ireo fitenenanareo ireo amin'ny "havoana" sy "tendrombohitra" na amin'ny "mandrakizay" sy "tsy manam-pahataperana," afaka adikanao toy nataonareo ao amin'ny ULB.
Nietry
Amin'ny mpiankohoka amin'Andriamanitra. "Nofongarina tamin'ny tany"