999 B
999 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nanoy namaly an'i Habakoka i Yaveh. Nohariny ho olona iray amin'ireo Kaladiana izy.
Izay fatra-pila harena amin'ny fanaovan-dratsy ho tombony ho an'ny ankohonany
"Izay miasa tsy am-pahamendrehana mba ho tombony ho an'ny fianakaviany"
Manorina ny akaniny amin'ny ambony
"Manorina ny tranony ho lavitry ny korontana"
Ampelantanan'ny ratsy
DH: "ampelatanan'ny ratsy," hatao "ratsy" tahaka ny olona na "olon-dratsy"
Nizara fahamenarana ho an'ireo ankohonanao ianao tamin'ny nandringananao olona maro
"Satria nandringana olona maro ianao, dia hijaly ny fianakavianao"
Ianao
Tokana
Mandringana
Manimba
Nanota tamin'ny tenanao.
"Mandratra ny tenanao"
Ireo vato ... ireo vata-kazo
Maneho ny olona voaratra amin'ny fanamboarana trano ny "vato" sy ny "vata-kazo", maneho ny olona voaratran'ireo Kaladeana izay miverina.
Hihiaka
Miapanga amin'Andriamanitra hanohitra ny mpanangana trano
Hamaly azy ireo
Miaiky amin'ireo fiapangana