20 lines
778 B
Markdown
20 lines
778 B
Markdown
# ary mba manehoa hatsaram-panahy amiko
|
|
|
|
"ary aoka re mba ho tsara fanahy amiko"
|
|
|
|
# Resaho any amin'i Farao aho ary esory ato amin'ity fonja ity
|
|
|
|
Nasain'i Josefa niteny tamin'i Farao mahakasika azy ilay mpitondra kapoaka mba hamotsoran'i Farao azy ao am-pigadrana. DH: "Ampio aho mba hivoaka ato amin'ity fonja ity amin'ny filazanao amin'i Farao ny mahakasika ahy"
|
|
|
|
# Fa nalaina an-keriny (...) tokoa aho
|
|
|
|
Afaka atao izany hoe: DH: "Eny tokoa noentin'ny olona aho" na "Eny tokoa noentin'ireo Ismaelita aho"
|
|
|
|
# ny tany Hebreo
|
|
|
|
"ny tany izay nonenan'ireo Hebreo"
|
|
|
|
# Eto ihany koa dia tsy nisy zavatra nataoko izay tokony nametrahan'izy ireo ahy ato amin'ity fonja ity
|
|
|
|
"ary koa raha eto Egypta aho, dia tsy nanao zavatra izay tokony hahamendrika ny hanaovana am-ponja ahy" (UDB)
|