plt_tn/gen/38/27.md

28 lines
754 B
Markdown

# Ary tamin'izany andro izany
Nampiasaina hanamarika fizaran-tantara vaovao izany andian-teny izany.
# indro
Ny teny hoe: "indro" eto dia manaitra antsika amin'ny tsy nanampoizana fa bevohoka kambana i Tamara, izay tsy mbola fantatra teo aloha.
# Ary raha teo am-piterahana
Ny andian-teny "Ary raha" dia manamarika ny tranga manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba ilazana an'izany ny fiteninao, dia mihevera ny ampiasa izany eto.
# nipoitra ny tanan'ny iray
"ny anankiray tamin'ireo zaza namoaka ny tanany"
# mpampivelona
olona izay manampy ny vehivavy mandritra ny fiterahany na famoahany zaza. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 35:16.
# kofehy mena
"mitondra kofehy mena"
# tamin'ny tanany
"manodidina ny vodivoapelatanany"