plt_tn/gen/27/28.md

21 lines
830 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Tso-dranon'i Isaka izany. Nihevitra izy fa niresaka tamin'i Esao, kanefa i Jakoba no niresaka taminy.
# hanome anao
Eto ny ''ianao'' ='' anao'' dia ilazana an'i Jakoba. Kanefa ny tso-drano dia hiatra ihany koa amin'ireo taranak'i Jakoba.
# andon'ny lanitra
"Ando'' dia rano latsaka izay mipetraka eny amin'ireo zava-maniry mandritra ny alina. Afaka ataonao mazava izany ao amin'ny fandikan-teny. DH: "zavona amin'ny alina izay avy any an-danitra mba hanondraka ireo vokotrao''
# tsiron'ny tany
Ny manana tany mahavokatra dia resahina toy ny matavy na manan-karena ny tany.
DH: "tany tsara ho an'ny famokarana vokatra''
# voa sy divay vaovao betsaka
Raha tsy dia fantatra ''ny voa'' sy ''ny divay'', dia azo atao amin'ny ankapobeny kokoa izany. DH: "sakafo sy zava-pisotro maro be''