plt_tn/gen/24/54.md

28 lines
409 B
Markdown

# izy sy ireo lehilahy izay niaraka taminy
"ny mpanompon'i Abrahama sy ireo lehilahy niaraka taminy"
# Nitoetra tao nandritry ny alina
"natory tao tamin'iny alina iny"
# nifoha maraina
"nifoha ny ampitson'iny"
# Alefaso aho
"Aoka aho handao ary hiverina"
# mandritry ny andro vitsivitsy, (...) folo andro farafahakeliny
"mbola misy folo andro farafahakeliny"
# folo
"10"
# Aorian'izany
"ary dia"