12 lines
524 B
Markdown
12 lines
524 B
Markdown
# tsy manaraka ny fahamarinan'ny filazantsara
|
|
|
|
"tsy miaina tahaka ny olona izay mino ny filazantsara izy ireo" na "miaina toy ny hoe tsy mino ny filazantsara izy ireo"
|
|
|
|
# ahoana no hahafahanao manery ireo Jentilisa hiaina tahaka ny Jiosy?
|
|
|
|
Ity fanontaniana fampisainana ity dia fananarana ary azo adika ho teny tsotra. DH: "diso ianao raha manery ny Jentilisa hiaina tahaka ny Jiosy." Ny teny hoe "ianao" dia manondro an'i Petera.
|
|
|
|
# manery
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) manery amin'ny fampiasana teny na 2) mandresy lahatra.
|