12 lines
353 B
Markdown
12 lines
353 B
Markdown
# nanampy na inona na inona tamiko
|
|
|
|
Ny teny hoe "tamiko" eto dia manondro izay nampianarin'i Paoly. DH: "tsy nanampy na inona na inona tamin'izay nampianariko" na "tsy niteny tamiko mba hanampy na inona na inona amin'izay ampianariko"
|
|
|
|
# Mifanohitra amin'izany
|
|
|
|
"Fa kosa"
|
|
|
|
# nanankinana ny filazantsara
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "Nankinin'Andriamanitra tamiko"
|