# Indro
"Henoy izay holazaiko"
# Indreto izahay eto anatrehanao amin'ny fahamelohanay
"Hitanao fa meloka avokoa izahay rehetra"
# tsy misy afaka hijoro eo anatrehanao
"tsy heverinao fa tsy manan-tsiny ny olona rehetra"