plt_tn/ezr/06/16.md

16 lines
626 B
Markdown

# ireo sisa tamin'ireo babo
Ireo olona ireo dia nobaboina sy nalaina tany Babylona, nefa niverina tany Jerosalema izy ireo. DH: "ny ambin'ireo olona izay nobaboina tany Babylona ary niverina tany Jerosalema" na "ny ambin'ny olona izay niverina avy amin'ny fahababoana"
# omby zato...zanak'ondry efajato
"omby 100...zanak'ondry 400"
# Nanendry ireo mpisorona sy Levita tamin'ny fizaràn'asa
Ny anarana hoe "fizaràn'asa" dia afaka ambara amin'ny andianteny hoe ''nozaraina ho ao anatin'ny vondron'asa". DH: "nozaraina ho ao anatin'ny vondron'asa ireo mpisorona sy ireo levita"
# fizaràn'asa
"vondrona izay miara-miasa"