356 B
356 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireo olona tsy Jiosy dia manome fanampiana mba hanorenana ny tempoly.
izay natao sesi-tany
DH: "izay nataon'ireo Babyloniana sesitany"
Zerobabela
Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:1.
Esara-hadona, mpanjakan'i Asyria
Nanapaka tany Asyria talohan'ny nanapahan'i Kyrosy tany Persia izy.