360 B
360 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity dia lisitry ny olona izay niverina tany Israely izay avy amin'ireo tanànan'i Babylona samihafa nefa tsy afaka manaporofo ny fandovan'izy ireo.
Tela-Mela, Tela-Harsa, Keroba, Adana ary i Imera
Ireo dia toerana tany Babylona izay tsy misy intsony amin'izao
Delaia, Tobia, ary Nekoda
Ireo dia anaran-dehilahy.