543 B
543 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity dia tohin'ny lisitr'ireo anaran'ny vahoaka izay niverina avy any an-tsesitany miaraka amin'ny isany isam-bondrona. Diniho fa manomboka ao amin'ny 2:21 dia izany indray ny anaran'ireo toerana izay niavian'izy ireo.
Hasoma...Gibara
Ireo dia anaran-dehilahy.
dimy amby sivifolo...enina amby dimampolo
"95 ... 56"
Ireo olon'i Betlehema
Io dia manomboka ny lisitry ny isan'ny vahoaka izay nipetraka tao amin'ny tanàn-dehiben'i Joda ireo razambeny.
Netofa
Io dia anaran-tanàna any Joda.