426 B
426 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely.
Amin'ny volana voalohany amin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana
Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra ambin'ny folo dia manakaiky ny fiantombohan'ny Aprily.
ho anareo
Ny teny hoe "ianareo" dia maneho ny andriandahy sy ny vahoaka sisa amin'ny ankohonan'Israely.