423 B
423 B
Ampy izay
"efa betsaka loatra ny vitanareo tamin'ity" na "efa ela loatra ny nanaovanareo tahaka izany fomba izany"
mizana
fitaovana nampiasaina handanjana zavatra izay amidy na vidin'ny olona.
mba ho ampahafolon'ny homera iray ny bata iray
"mba hitovy amin'ny homera iray ny bata folo"
homera
eo amin'ny 220 litatra
sekely
eo amin'ny 11 grama
gera
eo amin'ny 0,55 grama
mina
eo amin'ny 660 grama